|
|
|
|

Teny iditra1  Ratsimiseta Jasmina
Singan-teny  2 Ratsimiseta, 3 Jasmina
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) (Trézan) [3.1]
6 mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra [2.313]
Fanazavàna teny frantsay  7 publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique [1.11]
Voambolana  8  Tantara: olona 9  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  10  Dobla efatra
11  Izay mananda no resy
12  Nofiko, hono!
13  Ny tsy amoizako azy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20